IANAO KRISTY (IRAFIA FJKM Ambohibao Antehiroka)

https://tononkira.serasera.org/hira/seha-pitaizana-fifohazana-ambohibao-antehiroka/ianao-kristy-2

Ny fahasoavaNao no nahatoy izao ahy
Fa raha ny otako dia efa very aho
Nanombo Anao foana aho
Minia tsy mahalala
Ankehitriny aho nampafahafantariNao


Hay Ianao Kristy
(Voaratra noho izaho)
Hay Ianao Kristy
(Voarora tsotr’izao)
Hay Ianao Tsiky dia ampyKristy
(Nijaly mafy ery, hay)
Maty mihitsy Ianao ‘lay Zanaky ny Ray


Koa indro ity navotaNao
NomeNao Fanahy Masina
Mamelà, ny heloko Ianao
Diovy aho amin’ilay Rànao
Vonona aho hanao ny sitrakAo
Ho fiasana am-pelatanaNao



(IRAFIA FJKM AMBOHIBAO ANTEHIROKA)

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : IRAFIA FJKM Ambohibao Antehiroka
Mpamaky : 523
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Mampionona0912
Tamin'ny : 22/05/2019 13:51:21
ID : 11724

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo