Eo aminao (IRAFIA FJKM Ambohibao Antehiroka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy misy mahasakana ahy tsy ho eo amiNao
Indro atolotray eo an-tanaNao
Ny fiainako, ny fitarainako Jesoa ô
Ka ny fanahiNao no handrakotra anay mandrakizay
Ref: Ny fiainako Tompo ô toa be klpteefg fakam-panahy
Izay ota manasaraka anay tononkira.serasera.org amiNao
Ka indro aho Tompo ô
Vonona hanolo-tena ho Anao
Hametraka ny fiainako eo amiNao
Aza ovent manalavitra ahy Ianao
Atolory ahy ny tanaNao
Ho diovinao amin’ilay ràNao Tompo ô
Fa izaho, dia zanakAo sy asan’ny tanaNao
Ref: Ny fiainako Tompo ô toa be czrht fakam-panahy
……………………………………………………………………….
A/c: Lafatra Razafimandranto
IRAFIA FJKM AMBOHIBAO ANTEHIROKA

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : IRAFIA FJKM Ambohibao AntehirokaVangy : 953
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mampionona0912
Daty : 25/01/2021 17:39