ANDRON'NY NOELY (IRAFIA FJKM Ambohibao Antehiroka)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Tonga tghto indray ity ilay noely maminay
Fifaliam-be ho an’ny olona eran-tany
Andro famonjena ho an’izao tontolo izao
Koa amin’ny fitsikiana no hiarahabana anao

Ref: Aza dia variana amin’ny rendrarendra ianao
Toy ny lanonam-be akanjo sy kiraro vao
Aza be fanahiana ny amin’izay ho hanina
Fa raha handray ny Tompo di any fonao xyoloqet homanina

2-Izao andro anio izao andro manan-daza
Andro naterahan’ilay Jesoa zaza
Andro lehibe tononkira.serasera.org izay hamonjena anao
Koa mifalia re, derao ny Tomponao

Ref: Aza dia variana amin’ny rendrarendra ianao  ………………….

3-Aza avela handalo ity andro sarobidy
Aoka ianao hahatsiaro sady hitadidy
Ny fitiavaNy anao no nenetreny tena
Tao an-tranon’omby hahazoanao famonjena

Ref: Aza dia variana amin’ny rendrarendra ianao  ………………….


(IRAFIA eqam FJKM AMBOHIBAO ANTEHIROKA)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : IRAFIA FJKM Ambohibao Antehiroka
Vangy : 836
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mampionona0912
Daty : 14/06/2023 14:20
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0331