Ampidiro aloha ny tenimiafina
ANDAO (IRAFIA FJKM Ambohibao Antehiroka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Refrain1:
Eh andao eeeeeeee …….
Andao, andao eh! Andao hibebaka re olona ô
Andao fa ho avy ny Tompo, tena marina eeeee
Andao fa ho avy ny Tompo
1-Rehefa alahady mafana fo
Ny alatsinainy manota koa, tandremo rahavako ô (tandremo e)
Ao am-piangonana ts’isy ohatr’azy
Nefa ao an-trano mamono vady, tandremo rahavako ô (tandremo e)
Tsy menatra akory amin’ny fiaraha-monina
Miady an-trano mifampitolona, tandremo rahavako ô (tandremo e)
Mi’zesta ery amin’ilay fitafy nefa ao am-po tena fako
Tandremo, tandremo rahavako ô
Refrain1:
Eh andao eeeeeeee …….
Andao, andao eh! Andao hivavaka re olona ô

Refrain2:

2-Aza variana mifanaratsy
Fa mihavana sy mifanampy, isika re olona ô (isika re olona ô)
Ande hitory filazantsara
Amin’ireo izay tsy mahalala, isika re olona ô (isika re olona ô)
Iray tanjona izaho sy ianao
Handova lanitra vaovao, isika re olona ô (isika re olona ô)
Any fiderana sy fifaliana
Tsy misy intsony ny fahoriana, ka andao re olona ô (andao eee)
Ka andao, andao e, andao eeeeeeee

Andao fa tononkira.serasera.org ho avy ny Tompo, tena marina eeeee
Andao fa ho avy ny Tompo
jmwc qapbe brqy (IRAFIA FJKM AMBOHIBAO ANTEHIROKA)

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : IRAFIA FJKM Ambohibao AntehirokaHits : 889
Likes : 0 Like
Created by : Mampionona0912
Date : 15/06/2023 08:05