Tsy maintsy niaretanao (SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tsy maintsy nolanjainao ilay hazo fijaliana
mba ho famonjenao fcurcjuu ahy
ny kapoka sy ratra niaretanao niafina
mba ho famonjenao ahy
tsy nahoanao tokoa tononkira.serasera.org jesoa
ny eso niatra taminao

fa fitiavana no nanekenao
hisolo ny helokay
fanetre-tena koa no nasehona
tsisy izay fandavana
fa nanaiky ianao
hamonjy ahy

mafy tokoa Jesoa ny nihatraminao
tsy ho zakanay raha ny valin'ny natao
kaefa nentinao sy nosoloinao
misaotra Jesoa fa tena tianao aho
ho afaka

ny toetranao, no mba tiako wqfjz ho toetrako
ireo fombanao, no mba xawpack tiako hiainako koa
ampianaro aho, hanana fanetre-tena
ampitafio ilay fahendrena toa anao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0355