Tsy ho adinoko (SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
mitamberina ao an-tsaiko indray
anio Tompo kxirmwt ilay tononkira.serasera.org ora iray
nanekenao ho faty mba
hanadiovana ny helokay
na tsy nisy fahadisoanao
dia nanaiky ykah ianao ho helohina
fa lalana tsy maintsy niaretanao
ireny mba hanavotana ahy

tsy ho adinoko tokoa Jesoa
ireny mafy izay nentinao
raha mahatsiaro ireny aho hrghaox izao
te hitomany fa menatra anao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1714