Tsara Ianao Jesoa (SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tsara ianao, tsara ianao,
tsara ianao Jesoa tononkira.serasera.org tompo
tsara ianao, tsara ianao,
mendrika ho deraina
1. izao zava-drehetra izao
mampiseho ny hatsaranao
ny geij tany sy ny lanitra
manaiky anao Andriamanitra
mandoalika eo aminao
izao tontolo rehetra izao
samy hanambara ilay
hatsaranao
tsara ianao...
2. asehonao amiko
raha maraina vao mifoha
hazavana sy hafanana
sy izay tsara rehetra koa
ny fitahianao clhzggrj tsy lany
mampiseho amiko hatrany
ny fahalebeazanao
sy ny vfdufko fahaizanao
tsara ianao Jesoa tononkira.serasera.org tompo
tsara ianao, tsara ianao,
mendrika ho deraina
1. izao zava-drehetra izao
mampiseho ny hatsaranao
ny geij tany sy ny lanitra
manaiky anao Andriamanitra
mandoalika eo aminao
izao tontolo rehetra izao
samy hanambara ilay
hatsaranao
tsara ianao...
2. asehonao amiko
raha maraina vao mifoha
hazavana sy hafanana
sy izay tsara rehetra koa
ny fitahianao clhzggrj tsy lany
mampiseho amiko hatrany
ny fahalebeazanao
sy ny vfdufko fahaizanao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANAVangy : 248
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : fetramanana92
Daty : 06/11/2025 07:58
