Tomponay o,indreto izahay (SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tomponay o, indreto izahay
miankohoka sy hankalaza anao
fa Andriamanitra be famindram-po
sy fitiavana,mpamelona anay
hanadratra anay sy hisaotra anao
fa tsy hainay ho valiana
ny soa vitanao
na kjbyvvon ny andro sy fotoana
omenao skupfi iainananay
fahendrena sy ny harena
hisaoranay
herinay sy tanjakay
aronay sy lovanay
tomponay o indreo izahay...
tsisy izay tsy hainao atao
ny zava-drehetra tiobza tononkira.serasera.org ao aminao
herinay sy tanjakay...
miankohoka sy hankalaza anao
fa Andriamanitra be famindram-po
sy fitiavana,mpamelona anay
hanadratra anay sy hisaotra anao
fa tsy hainay ho valiana
ny soa vitanao
na kjbyvvon ny andro sy fotoana
omenao skupfi iainananay
fahendrena sy ny harena
hisaoranay
herinay sy tanjakay
aronay sy lovanay
tomponay o indreo izahay...
tsisy izay tsy hainao atao
ny zava-drehetra tiobza tononkira.serasera.org ao aminao
herinay sy tanjakay...
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANAHits : 269
Likes : 0 Like
Created by : fetramanana92
Date : 10/11/2025 08:41
