Tiako sy zanako (SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
fifaliana ho ahy ny mahita sy mendrefa ny zanako mandeha ami'ny fahamarinana
faly indrindra koa anie aho raha toa iano
mamam-pahendrena ka
mankato ny didiko
fa tsy sitrako anie
ny hahavery ireo ratsy fanahy
fa ny hamonjy ireo
mba handeha toa anao
ka ianao izay efa miorina
amin'ny finoan ho ahy
aza miova miorena hatrany
fa tsara izao lalana nofidinao
fa Izaho hanome fifaliana ho anao
fa izaho hanome fiadanana ho anao
Izaho anie ilay Ray tena tia
adidiko foana ianao satria
tiako sy zanako
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANAVangy : 62
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : fetramanana92
Daty : 05/11/2025 08:41
