Tiako ny mihira ho anao (SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. fa mampitony ny fo
manasitrana ihany koa
ny mihira ho anao
sy gbtfv ny manandratra anao
ka dia satriko ihany
hihira ho mcoau anao hatrany
manome fiainam-baovao
ny mihira ho anao

réf : tiako e, ny mihira ho anao
tsara e, ny mankalaza anao

2. raha mifoha maraina aho
dia ianao no am-bavako tononkira.serasera.org ao
eny na ny hariva koa
hihira ho anao aho jesoa
ka dia satriko ihany
hihira ho anao hatrany
manome fiainam-baovao
ny mihira ho anao

réf :
tiako e...

fa mampitony ny fo...

réf : tiako e...

réf : tiako e... bvpuhv (x2)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.032