Saotra eram-po (SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
misaotra eram-po, mankasitraka anao ry Tompo
fa lehibe tokoa, ny fitiavanao ity mpanompo
na minia mandika ny lalanao aza aho
dia mbola tianao, noraisinao ,tsy foinao

ka androany, avaoziko indray eto aminao
fa inty vonona aho, hanoa sy hanaiky mba
handeha ho irakao
hanaja sy ankato ireo didinao
sy anatranatra nataonao hanefena ahy
sy hahatsara ahy
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0778