Ny marina @finona no ho velona (SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. namako o, faingana re
fa any lavitra any misy maro be
mitady fitsaharana
ka mila anao hanoro lalana

2. iray ihany no tanjotsika
dia tononkira.serasera.org ny hampanjaka an'i Kristy
ao am-po sy ny fiainantsika
ho vzzmd avotra hahazoana paradisa

3. ndeha re, hijoro hanamba
ilay fahamarinan'ny filazantsara
tano ny finona ka mifahara
fa Jesoa ho an'i gasikara

izao fiainana izao dia krverh mandalo mielina
fa ny marina ihany no ho velona
aoka hitafy hatrany ny finoana
ka dtlshnyo handroso amin'ny fanompoana

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.031