Navy zahay hidera (SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. tononkira.serasera.org navy zahay zanakao hidera niany
anao ry aba Andriamanitray
fa maro loatse ny soa sy fitahiana
nandesinao tamin'ny fiainanay a
fa ylwf na mpanota tsy mendrika aza
handramby akory ny somotraviavin'ny
lambanao aho
matoky anay zay fa regninao
ireny vavaka izay atao
sy ireny fitarainanay
2. maro marô ny raha tsy jwbktjm nosaininay
fa anao arô tsy nijery ireny
raha saiky lavo aza ndraikindraiky
anao namindra fo ka
nampanjary anay
fa na mpanota tsy mendrika aza..
mendrika ho anao arô ny saotra
anao ilay Andriamanitra madyn mahery (2)
anao ry aba Andriamanitray
fa maro loatse ny soa sy fitahiana
nandesinao tamin'ny fiainanay a
fa ylwf na mpanota tsy mendrika aza
handramby akory ny somotraviavin'ny
lambanao aho
matoky anay zay fa regninao
ireny vavaka izay atao
sy ireny fitarainanay
2. maro marô ny raha tsy jwbktjm nosaininay
fa anao arô tsy nijery ireny
raha saiky lavo aza ndraikindraiky
anao namindra fo ka
nampanjary anay
fa na mpanota tsy mendrika aza..
mendrika ho anao arô ny saotra
anao ilay Andriamanitra madyn mahery (2)
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANAVisites : 239
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : fetramanana92
Date : 07/11/2025 08:21
