Nataonao aho Tompo.. (SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
nataonao aho fyhgfi tompo o
hanambara ny hatsaranao
noforoninao mba hidera anao

izay rehetra efa natolotrao ahy
ny tckjidxy saina sy ny jwjsprf fo fanahy
dia afoiko
ny andro sy ny fotoana ananako
ny harena am-pelatanako
dia avy aminao

nataonao aho Tpmpo tononkira.serasera.org o
mba hizara ireo hafatrao
hitory sy hilaza ny hatsaranao

Tsy  ampy anefa Tompo o ny heriko
hanefako ny asanao
marobe ireo ady izay
tsy maintsy ho lalovako
nefa matoky aho fa eo ianao
hiady ho ady

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0423