Nafoiny ilay lapa soa (SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. nafoiny tokoa, ilay lapa soa
mba ho fanavotana dlpyd anao ry mpanota
izay latsaka an-davaka e
fa tamim-piaviana, sy tononkira.serasera.org fanetre-tena anie
no natongavany noho fitiavany
hamonjy anao

ref: moa mba tsapanao tokoa ve izany
sa dia avelanao handalo fotsiny ihany
izao fotoana sarobidy pdox izay nahatongavany
mba hitondra fiainana sy fiadanana
ety an-tany

2 ny fonao mihintsy anio
no tena iriny
mba tiany hitoreana sy hivantanana
handray famonjena re
ka raha sitrakao ounttu anio, vohay mba hidrany
fizy te hitoetra tsy misy fepetra
hanjaka aminao

ref: moa mba tsapanao...

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0886