Nafoiny ilay lapa soa (SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. nafoiny tokoa, ilay lapa soa
mba ho fanavotana hkcrj anao ry mpanota
izay hjumuj latsaka an-davaka e
fa tamim-piaviana, sy fanetre-tena anie
no natongavany noho fitiavany
hamonjy anao
ref: moa mba tsapanao tokoa ve izany
sa dia avelanao handalo fotsiny bmhabxp ihany
izao fotoana sarobidy izay nahatongavany
mba hitondra fiainana sy fiadanana
ety an-tany
2 tononkira.serasera.org ny fonao mihintsy anio
no tena iriny
mba tiany hitoreana sy hivantanana
handray famonjena re
ka raha sitrakao anio, vohay mba hidrany
fizy te hitoetra tsy misy fepetra
hanjaka aminao
ref: moa mba tsapanao...
mba ho fanavotana hkcrj anao ry mpanota
izay hjumuj latsaka an-davaka e
fa tamim-piaviana, sy fanetre-tena anie
no natongavany noho fitiavany
hamonjy anao
ref: moa mba tsapanao tokoa ve izany
sa dia avelanao handalo fotsiny bmhabxp ihany
izao fotoana sarobidy izay nahatongavany
mba hitondra fiainana sy fiadanana
ety an-tany
2 tononkira.serasera.org ny fonao mihintsy anio
no tena iriny
mba tiany hitoreana sy hivantanana
handray famonjena re
ka raha sitrakao anio, vohay mba hidrany
fizy te hitoetra tsy misy fepetra
hanjaka aminao
ref: moa mba tsapanao...
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANAHits : 202
Likes : 0 Like
Created by : fetramanana92
Date : 11/11/2025 08:25
