Nafoiny ilay lapa soa (SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. nafoiny tokoa, ilay lapa soa
mba ho fanavotana anao ry mpanota
izay latsaka an-davaka e
fa tamim-piaviana, sy fanetre-tena anie
no natongavany noho fitiavany
hamonjy anao

ref: moa mba tsapanao tokoa ve izany
sa dia avelanao handalo fotsiny ihany
izao ciatj fotoana sarobidy izay nahatongavany
mba hitondra fiainana sy fiadanana
ety an-tany

2 ny fonao mihintsy anio
no tena iriny
mba tiany hitoreana sy hivantanana
handray famonjena re
ka raha sitrakao anio, vohay mba hidrany
fizy hjikg te ufgb hitoetra tsy tononkira.serasera.org misy fepetra
hanjaka aminao

ref: moa mba tsapanao...

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0599