Na tsy ho azoko aza (SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
2. na tsy ho azoko androany aza
ny zavatra ilaiko
tsy ho araka izay mety
ho heverin'ny saiko
fa izay rehetra atao
toa tsy manjary jvzts avokoa
mila hahakivy
sy hampamoy fo

fa ninoninona Tompo o hiseho
dinoako anao tsy hijanona hatreo
mbola nhzomkx matoky aho
hiandry anao

2. mety ho kontsan-tomany
ny tavako androany
ho avy ny fahoriana
hampiondrika hangina
hangina aho tsy hahaloa-peo
ho tsaroako indray
fa ianao mbola tononkira.serasera.org eo xxknmxc

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.7299