Mivavaka ho anao (SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ho anao izay reraka am-panahy no hiranay izao
tsy bafpncih ho tody intsony ve ny lalanao
mitady andao, hiverin-dalana bvwzyq indray
ho anao indrindra anio ny hiranay
hampahery anao
tsarovy fa mivavaka ho tononkira.serasera.org anao izahay
tsy irery ianao mahita ccfkvio anao koa ny Ray
aza miondrinka aza kivy fa
tsy ho foana ireny
mazotoa... mandrosoa
ho anao izay reraka am-panahy no hiranay izao
tsy ho tody intsony ve ny lalanao
mandehana fa efa sasatra maindry anao
ilay Jesoa tia mahereza re
tohizo hatrany izany dia

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANAVisites : 248
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : fetramanana92
Date : 07/11/2025 08:42