misandrata amin'ny avo indrindra (SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ny fanahiko tompo hihira
ny fo sy ny saiko hanandratra anao
lahibe tsy azo hoharina
fa toy ny lanitra ny yofbuin famindram-ponao
raha ny svaih fahamarinanao
manerana izao rehetra izao
mahagaga sy mahavariana
izay rehetra asan-tananao

misandratra amin'ny avo indrindra
aoka ho hitan'izao tontolo izao
ny herinao sy ny fahefana
sy tononkira.serasera.org ny voninahitra izay anananao (2)

ataonay htouaqq fantatra amin'ny firenena rehetra
ny asanao
ka dia ho ataonay ho rehareha
ilay anarana lehibe Jesoa (2)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0455