Mino aho (SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
anilanao Tompo o
eo no mahatsara ahy
eo aminao irery ihany
no azoko ianteherana
anilanao tompo o
eo no mahatsara ahy
eo aminao irery ihany
no azoko iakinana

fa na tsy ho fantatro aza
ny hevitrao momba ahy
ka na tsy ho takatro aza
hijoro hatrany tsy hanahy
satria mino aho tompo o fa
ny fiainako an-tananao
hijoro aho tsy hanahy satria
Ianao miaro ny dia
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0722