Miantso anao (SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
renao ve,ilay feo miantso hoe
avia manatona ianao
fa izy anie, ta hanome
fiadanana, fahasambarana
fa xhphw ianao no mafy fo
mandositra manalavitra azy
koa aza miandry ela fa manatona
sao tapitra bukzw eo ihany ilay fotoana
fa ianao io mihintsy anie
no tiany hizotra sy handeha
amin'ilay wexpji lala-marina
izay nampahafantarina
izy izao miantso anao
raiso izao hanjaka ao tononkira.serasera.org
ao am-ponao
renanao ve, ilay feo miantso hoe
avia manatona ianao
avia manatona ianao
fa izy anie, ta hanome
fiadanana, fahasambarana
fa xhphw ianao no mafy fo
mandositra manalavitra azy
koa aza miandry ela fa manatona
sao tapitra bukzw eo ihany ilay fotoana
fa ianao io mihintsy anie
no tiany hizotra sy handeha
amin'ilay wexpji lala-marina
izay nampahafantarina
izy izao miantso anao
raiso izao hanjaka ao tononkira.serasera.org
ao am-ponao
renanao ve, ilay feo miantso hoe
avia manatona ianao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANAVangy : 320
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : fetramanana92
Daty : 11/11/2025 09:07
