Matoky anao (SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny fiainako tompo o
dia fantatrao
ny amiko tompo o
dia hitanao
izay momba hdtpusy ahy rehetra
efa eo an-tananao
ny ho aviko tomo o
matoky anao
izay rehetra nomenao ahy
isaorako tononkira.serasera.org hatrany
izay mbola ho fitondranao
efa ekeko yctvt izany, ho ahy
ka ninoninona qahixbf sedra mbola ho lalovako
izaho tompo, izaho tompo
hatoky anao
izay rehetra nomenao ahy...
dia fantatrao
ny amiko tompo o
dia hitanao
izay momba hdtpusy ahy rehetra
efa eo an-tananao
ny ho aviko tomo o
matoky anao
izay rehetra nomenao ahy
isaorako tononkira.serasera.org hatrany
izay mbola ho fitondranao
efa ekeko yctvt izany, ho ahy
ka ninoninona qahixbf sedra mbola ho lalovako
izaho tompo, izaho tompo
hatoky anao
izay rehetra nomenao ahy...
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANAVangy : 254
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : fetramanana92
Daty : 11/11/2025 08:39
