Matokia (SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
toa mahatsiaro ho resy
sy very hevitra ianao
ka mitaraina tononkira.serasera.org sy mitalaho
ireo namanao nantenaina
sy ireo izay mba nandrandraina
lasa nandao avokoa
tsy hitanao gsglar izay aleha
tsy hitanao izay rdssgci ombana
ka mila hamoy fo

fa anio mitrakà
aza kivy ianao fa
mbola misy mijery siyyarcq anao
ilay Jesoa tia anie
dia mihaino sy mandre
ireo vavakao hatramin'izao
ny olanao dia handao
ny sentonao dia ho lao
matokia

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0382