Mangataka ny fanatrehanao (SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org mangataka ny fanatrehanao aho
mangataka ny fanahy Masinao aho
mba hanavao ny toe-piainako
ka ho mendrika anao aho
fa mila anao ny androm-piainako
fantatro fa very aho raha lavitra anao
ka izany indrindra Tompo zruqkc o
no ilako anao
ka mangataka ny fanatrehanao
mangataka ny fanatrehanao aho
mangataka ny fanahy Masinao aho
hameno anay, manatreha nlsyjui anay
izao fotoana izao atokanay ho xrof anaop
fa mila anao izahay tompo izao
koa midina ianao, manatreha anay
fa tsy mahefa ninoninona izahay anio
ka mangataka ny fanatrehanao
mangataka ny fanahy Masinao aho
mba hanavao ny toe-piainako
ka ho mendrika anao aho
fa mila anao ny androm-piainako
fantatro fa very aho raha lavitra anao
ka izany indrindra Tompo zruqkc o
no ilako anao
ka mangataka ny fanatrehanao
mangataka ny fanatrehanao aho
mangataka ny fanahy Masinao aho
hameno anay, manatreha nlsyjui anay
izao fotoana izao atokanay ho xrof anaop
fa mila anao izahay tompo izao
koa midina ianao, manatreha anay
fa tsy mahefa ninoninona izahay anio
ka mangataka ny fanatrehanao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANAVangy : 220
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : fetramanana92
Daty : 04/11/2025 07:31
