Manan-tsafidy (SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
isika xcjvdsn izao dia mana-tsafidy
amin'ny atao sy izay aleha vqpnf
ary mety hahasoa
nefa tsy izay rehetra hitan'ny maso
dia o azo atao
sy ho tanterahina avokoa
izao rehetra jqycluke izao nomeny anjakana
fa tsy mba nisy zava-norarana
nefa aoka hankato ny didy
izay nomen'ny tompo anao
fa mandalo anie
izao fiainana eto izao
teny tsotra ihany
no ambara aminao anio
mba saino ihany ny lala-kombana
ny hiafarana tadidio
dia aoka ianao hisaina sy handinika
hijery sy tononkira.serasera.org hanampy ireo madinika
izao rehetra izao....
amin'ny atao sy izay aleha vqpnf
ary mety hahasoa
nefa tsy izay rehetra hitan'ny maso
dia o azo atao
sy ho tanterahina avokoa
izao rehetra jqycluke izao nomeny anjakana
fa tsy mba nisy zava-norarana
nefa aoka hankato ny didy
izay nomen'ny tompo anao
fa mandalo anie
izao fiainana eto izao
teny tsotra ihany
no ambara aminao anio
mba saino ihany ny lala-kombana
ny hiafarana tadidio
dia aoka ianao hisaina sy handinika
hijery sy tononkira.serasera.org hanampy ireo madinika
izao rehetra izao....
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANAVangy : 302
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : fetramanana92
Daty : 05/11/2025 07:14
