Inty aho, iraho aho (SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ninoninona asa izay amzm omenao ahy
tsy hatahotra aho
na blkuqhra ho loza mampanahy
na mamakivaky lohasaha mangina
raha miaraka aminao
de tononkira.serasera.org ho feno fitahiana

Ianao miantso sy manontany izao
hoe iza no andeh ho irakirakao
an-tsitra-po fa tsy terena
no anolorako ny tena
inty kmcr aho, iraho aho

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.1527