indro Jesoa aterinay ny saotra (SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
indro Jesoa aterina eto izao ny swrklz saotra
fa mendrika ho anao tokoa izao
ny fiderana
ireo talenta izay nomenao
nomenao anay
mbola entinay manao ny tononkira.serasera.org asanao
eto indray

na dia tsy takatry ny sainay ny fiasanao
na dia tsy fantatray akory aza izao
dia mbola ekenay, eny ekenay
ary rhjy entinay ihany koa
hanompoana anao

avo loatra ianao Jesoa
lehibe ny voninahitrao
ianao tokoa Jesoa ilay tomponay
tomponay tsitoha

na dia tsy takatry ny sainay ny zmfju fiasanao
na dia tsy fantatray tokoa akory aza izao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0384