Ho tsaraina (SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ny miafina tsy maintsy hisehony takona rehetra dia ho hita
tsy maintsy ho tsaraina
izaho sy ianao namao o
mandalo ny eto an-tany anie
Ianao mihevitra fa anao izao tontolo izao
anananao na ny vola na ny harena
dia mirehareha, mihevi-tena tsy ho diso
angaha tsy fanatatrao fa ianao anie
mbola ho tsaraina
rehefa tonga izay, dia tsy hisy ho afa-maina
ka tsy aleo ve, manao ny tsara
hisy ho antenaina (2)
ny miafina tsy maintsy hiseho...
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANAVangy : 96
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : fetramanana92
Daty : 10/11/2025 09:03
