Araraoty (SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
slknfvv fa nahoana loatra no dia miandry kapoka foana
ianao vao mibebaka sy mba mahatsiaro mifona
ireo fampianarana nomena anao hatrizay
toa henoinao fotsiny xxdzo dia efa mamerina indray
ianao toa mbola variana manjeny andro lava
ity tany ity anie ka tsy ho ela dia rava
ireo izay mibebaka amin'ny fony tokoa
no tena ilainy raha manompo azy amin'ny fo

araraoty izao, ka henoy jnfd feon'ny tononkira.serasera.org tompo
miteny aminao
aoka ho mpankato
fa hamita-tena ianao raha manamafy fo

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.4328