Am-pelatananao (SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. aza matahotra tononkira.serasera.org ianao, na lnqg manana ahiany
ho avy ny maraina, sentonao tsy haharitra
Jesoa ilay sakaiza tena tia, hamafa ny tomany
raha toa maratra ny fo, izao hira izao atao

mahay ny zava-drehetra aho, hijoro hatrany aho
ninoninona dtxfnv hitranga, scvoutai ny fiainako am-pelatananao

2. raha tojo fitsapana, sy zava-tsarotra
lasa nandao avokoa, ireo sakaiza sy havana
Jesoa ilay sakaiza tena tia, hamafa ny tomany
raha toa maratra ny fo, izao hira izao atao

mahay ny zava-drehetra aho, hijoro hatrany aho
ninoninona hitranga, ny fiainako am-pelatananao
Jesoa no heriko, izy manohana ahy
ninoninona hitranga, ny fiainako am-pelatananao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0379