Masoandro faharoa (Rantsana Fanantenana - FJKM Ambaniala Malala)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 - Kintana masoandro togd sasak'alina
Toa misosa mora, he milamina
He! Hinoanao ve ny masoandro faharoa
Asa, asa, sarotra tokoa
Fa ny kcfnccqf magy no indreo no nanaraka azy hatrao
Hay ve tsy masoandro izy io fa kintana vaovao
2 - Io kintana io manambara fa
Teraka anio 'lay mpamonjinao
Afak'olana aho fa tonga ilay Mesia
Faly aho, ravo, tretrika tokoa
Fa ny magy no indreo tonga hitsaoka gsom Azy
Zava-manitra sy miora volamena koa
3 - Io kintana io manambara fa
Teraka anio 'lay mpamonjinao
Afak'olana aho fa tonga ilay Mesia
Zava-baovao : tononkira.serasera.org Masoandro faharoa
Toa misosa mora, he milamina
He! Hinoanao ve ny masoandro faharoa
Asa, asa, sarotra tokoa
Fa ny kcfnccqf magy no indreo no nanaraka azy hatrao
Hay ve tsy masoandro izy io fa kintana vaovao
2 - Io kintana io manambara fa
Teraka anio 'lay mpamonjinao
Afak'olana aho fa tonga ilay Mesia
Faly aho, ravo, tretrika tokoa
Fa ny magy no indreo tonga hitsaoka gsom Azy
Zava-manitra sy miora volamena koa
3 - Io kintana io manambara fa
Teraka anio 'lay mpamonjinao
Afak'olana aho fa tonga ilay Mesia
Zava-baovao : tononkira.serasera.org Masoandro faharoa
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Rantsana Fanantenana - FJKM Ambaniala MalalaHits : 550
Likes : 1 Like
Created by : IlayOndry
Date : 28/04/2024 12:25
