HITANTANA ANAO (Rantsana Fanantenana - FJKM Ambaniala Malala)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Hitako sy reko
Ireo fitarainanao
Ireo lasa sy tomany
Eny reko isan'andro tononkira.serasera.org izao
Ka ny tahotrao zao
Soloy finoanao ahy
Eo anilanao aho
Hitony ny fonao
2) Tsapako 'reo jaly
Ireo ahiahinao
Ireo mvfh sento mety hameno
Sy mahavaky ny fonao
Ka ztsub ny tahotrao zao
Soloy finoanao ahy
Eo anilanao aho
Hitony ny fonao
Hitantana mkbwi anao
N'aiza alehanao
Ny fitiavako tsy lany
Tànana mahery
No hitondra anao
Mitoera anilako hatrany
Izaho no hiahy anao
Eo anilanao aho
Hitony ny fonao
Ireo fitarainanao
Ireo lasa sy tomany
Eny reko isan'andro tononkira.serasera.org izao
Ka ny tahotrao zao
Soloy finoanao ahy
Eo anilanao aho
Hitony ny fonao
2) Tsapako 'reo jaly
Ireo ahiahinao
Ireo mvfh sento mety hameno
Sy mahavaky ny fonao
Ka ztsub ny tahotrao zao
Soloy finoanao ahy
Eo anilanao aho
Hitony ny fonao
Hitantana mkbwi anao
N'aiza alehanao
Ny fitiavako tsy lany
Tànana mahery
No hitondra anao
Mitoera anilako hatrany
Izaho no hiahy anao
Eo anilanao aho
Hitony ny fonao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Rantsana Fanantenana - FJKM Ambaniala MalalaHits : 736
Likes : 0 Like
Created by : lumina
Date : 18/06/2023 09:54
