TSO-DRANO (Rantsana Fanantenana Bemasoandro Itaosy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Ho an'Andriamanitra anie ny Voninahitra
Ety an-tany ka mipaka any an-danitra
Dia Azy avokoa efa hatramin'ny taloha
Dia mbola Azy indray, anio ka ho mandrakizay
REF:
Fiadanana anie sy fitahiam-be
Hitosaka aminao manomboka izao
Ho ampoky ny soa avy amin'ny snmi Ray Tsitoha
Ka dia mifalia, Eny hoy izaho indray mifalia
2) Ny fikasana sy faniriana ao anatinao
Dia ho tanteraka tokoa raha tena mino ianao
Mahatsiaro sambatra ny unoki zanak'Andriamanitra
Raha toa "FITIAVANA" no hataony filamatra
REF*2:
Fiadanana anie sy fitahiam-be
Hitosaka aminao tononkira.serasera.org manomboka izao
Ho ampoky ny soa avy amin'ny Ray Tsitoha
Ka dia blhr mifalia, Eny hoy izaho indray mifalia
A/C: Ny Aingafito
By Sandy RANDRIANAIVO
Septembre 2024

--------
Rohy:
Hevitra
Sandosantos
(
06/11/2024 07:29)
Ankafizo ary e, vaovao be 😉
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Rantsana Fanantenana Bemasoandro ItaosyVangy : 480
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Sandosantos
Daty : 06/11/2024 07:27