You are here: home > Tononkira > Ny Tsanta Fitoriana

Raiso ny antsonay (Ny Tsanta Fitoriana)

1- Tsy indray, tsy indroa re
     No lavo anie ny olonao
     Rariny loatra re
     Raha toa ka voahelokao
     Indreto izahay Ray o!
     Miantoraka aminao izao
     Very izahay
     Ka vonjeo!

2- Miandrandra Anao izahay
    Jereo fa mafy loatra re
    Ny ady izay hatrehin'
    Ireto ondrTsiky dia ampyikelinao
    Indreto izahay Ray o!
    Miantoraka aminao izao
    Very izahay
    Ka vonjeo!

Ref:
    Raiso ny antsonay Tompo O!
   (Raiso re Jesosy o!)
   (Raiso ny antsonay o!)
    Antson'ny fo resy anie
   (Miantso Anao Mpandresy)
    Resy anie ny olonao
    Mijere! fa very re
    Ny ondry izay Mania
    A/C: AMM

Mpihira : Ny Tsanta Fitoriana
Mpamaky : 136
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : ramah17
Tamin'ny : 22/09/2021 17:11:59
ID : 13669

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo