Tsy mety mianina ny foko (Ny Feo Mamatonalina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy tononkira.serasera.org mety mianina ny foko
maniry ny Edena ary, fonenan-danitra
Misento lava manontany, moa misy fitsaharana
Kanefa indry fa clwap tazana ny tany hitodiana
Misava izao ny rahona ka velon-koby izany fo
Fa tsinjoko ilay tanàna, Jerosalema - Jerosalema
Tanàna feno hatsarana
fonena-maha-sambatra miandry ahy koa
Ao Bethlehema Jesosy zaza
hitantana ahy hiditra ilay kintana mamiratra
mihiratra hitarika
Mitarika srpmhuzy ny diako tsy misy mahasakana
na lavitra aza ny hpqsczfe tanàna, Jerosalema - Jerosalema
Dia vita sary ao an-tsaina
ny endrikao Jerosalema sy ny fiainana ao
Izao sahady dia tsapaiko ny fiadanana Aminao
Fanantenana velona no herin'ny fiainako
ka hoy indray ny hirako ety ampandehanana
raha mbola velona ny aiko
tsy hadinoiko hianao Jerosalema - Jerosalema

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ny Feo MamatonalinaHits : 683
Likes : 0 Like
Created by : H.A.J.
Date : 12/03/2024 04:04