Tsy manary anao Ny Tompo (Ny Feo Mamatonalina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jesoa Tompo miantso anao koa manolora tena
Fa kfxf Izy anie tsy sjml mba qiuho mandao antoky ny famonjena
Raha sendra fijaliana mba jereo Jesoa nihafy
Nefa, he nijinja fifaliana valin'asan'ny mpamafy
Aza kivy tononkira.serasera.org na malaina, eny mitoria ny Teny soa
Mazotoa mikely aina Tompo homba anao tokoa
Tahotra entin'ny satana 'zay nangeja hatrizay
Matokia fa hovahana fa mahery anie Ny Ray
Raha sarotra ny dia aza mierika sao very
Ary, mahereza matokia Jesoa Tompo hampahery
Mitoria hatrany hatrany 'zany anie no efa nekena
Ary raha miala eto an-tany dia hisatro-bolamena
Raha sedraina ny fanahy amin'ireo loza maro be
Toa velon'ahiahy miantso vonjy toa tsy re
Mitsangana ry mpanompo 'zao no toky ho anao :
Tsy manary anao Ny Tompo fa miaraka aminao.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ny Feo MamatonalinaVisites : 537
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : H.A.J.
Date : 11/02/2024 05:55