Miposaka ny mazava atsinanana (Ny Feo Mamatonalina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Miposaka ny mazava atsinanana.
Mamiratra jerena re ny lanitra,
ka velombolo ny olombelona
Mampanantena soa sy hasambarana,
hanenika ny tany tsy ankanavaka.
Kanefa kbxyfl toa aloka no tazako,
sa misy semban-drahona ?
Samia mitandrina sao voafitaka,
ny ratsy anie ka tsy mba kely làlana.
Moa mbola misy azo hianteherana ?
Fa toa ketraka ny ycewztp saina izao.
Fa efa ela be no niandrasana,
ny fiposahan'ny masoandro vaovao.
Sakaiza o ! aza manary toky cchbeqzt e !
fa tano mafy ny finoana,
sikinona izao ny fahamarinana,
dia mifahara fa handresy ianao.
Filazantsaran'ny fampihavanana,
torio ho herin'izay reraka.
Tsy tononkira.serasera.org hisy intsony izay hitanondrika,
hahazo hery ao ampandehanana.
Jesosy irery ihany no hamonjy sy hanavotra,
hanangana, hampakatra an-danitra,
dia honina finaritra Mandrakizay mandrakizay.
Mamiratra jerena re ny lanitra,
ka velombolo ny olombelona
Mampanantena soa sy hasambarana,
hanenika ny tany tsy ankanavaka.
Kanefa kbxyfl toa aloka no tazako,
sa misy semban-drahona ?
Samia mitandrina sao voafitaka,
ny ratsy anie ka tsy mba kely làlana.
Moa mbola misy azo hianteherana ?
Fa toa ketraka ny ycewztp saina izao.
Fa efa ela be no niandrasana,
ny fiposahan'ny masoandro vaovao.
Sakaiza o ! aza manary toky cchbeqzt e !
fa tano mafy ny finoana,
sikinona izao ny fahamarinana,
dia mifahara fa handresy ianao.
Filazantsaran'ny fampihavanana,
torio ho herin'izay reraka.
Tsy tononkira.serasera.org hisy intsony izay hitanondrika,
hahazo hery ao ampandehanana.
Jesosy irery ihany no hamonjy sy hanavotra,
hanangana, hampakatra an-danitra,
dia honina finaritra Mandrakizay mandrakizay.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny Feo MamatonalinaVangy : 422
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : H.A.J.
Daty : 22/02/2025 19:36
