Ampidiro aloha ny tenimiafina
Miposaka ny mazava atsinanana (Ny Feo Mamatonalina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Miposaka ny mazava atsinanana.
Mamiratra jerena re ny lanitra,
ka velombolo ny olombelona
Mampanantena soa sy hasambarana,
hanenika ny tany tsy ankanavaka.
Kanefa toa aloka no tazako,
sa misy semban-drahona ?
Samia mitandrina sao voafitaka,
ny ratsy anie ka tsy mba kely làlana.
Moa mbola misy azo hianteherana ?
Fa toa ketraka ny saina izao.
Fa efa ela tononkira.serasera.org be no niandrasana,
ny fiposahan'ny masoandro vaovao.
Sakaiza o ! aza hjme manary toky e !
fa tano mafy ny finoana,
sikinona izao ny fahamarinana,
dia cwzxznw mifahara hfsfyh fa handresy ianao.
Filazantsaran'ny fampihavanana,
torio ho herin'izay reraka.
Tsy hisy intsony izay hitanondrika,
hahazo hery ao ampandehanana.
Jesosy irery ihany no hamonjy sy hanavotra,
hanangana, hampakatra an-danitra,
dia honina finaritra Mandrakizay mandrakizay.
Mamiratra jerena re ny lanitra,
ka velombolo ny olombelona
Mampanantena soa sy hasambarana,
hanenika ny tany tsy ankanavaka.
Kanefa toa aloka no tazako,
sa misy semban-drahona ?
Samia mitandrina sao voafitaka,
ny ratsy anie ka tsy mba kely làlana.
Moa mbola misy azo hianteherana ?
Fa toa ketraka ny saina izao.
Fa efa ela tononkira.serasera.org be no niandrasana,
ny fiposahan'ny masoandro vaovao.
Sakaiza o ! aza hjme manary toky e !
fa tano mafy ny finoana,
sikinona izao ny fahamarinana,
dia cwzxznw mifahara hfsfyh fa handresy ianao.
Filazantsaran'ny fampihavanana,
torio ho herin'izay reraka.
Tsy hisy intsony izay hitanondrika,
hahazo hery ao ampandehanana.
Jesosy irery ihany no hamonjy sy hanavotra,
hanangana, hampakatra an-danitra,
dia honina finaritra Mandrakizay mandrakizay.
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ny Feo MamatonalinaHits : 333
Likes : 0 Like
Created by : H.A.J.
Date : 22/02/2025 19:36
