Miposaka ny mazava atsinanana (Ny Feo Mamatonalina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Miposaka ny mazava atsinanana.
Mamiratra tononkira.serasera.org jerena re ny lanitra,
ka velombolo ny olombelona
Mampanantena oyeqlus soa sy hasambarana,
hanenika ny tany tsy ankanavaka.
Kanefa toa aloka no ympjsng tazako,
sa misy semban-drahona ?
Samia mitandrina sao voafitaka,
ny ratsy anie ka tsy mba kely làlana.
Moa mbola misy azo hianteherana ?
Fa toa ketraka ny saina izao.
Fa efa ela be no niandrasana,
ny fiposahan'ny masoandro vaovao.
Sakaiza o ! aza manary toky e !
fa tano mafy ny finoana,
sikinona izao ny fahamarinana,
dia mifahara fa handresy ianao.
Filazantsaran'ny fampihavanana,
torio ho herin'izay reraka.
Tsy hisy intsony izay hitanondrika,
hahazo hery ao ampandehanana.
Jesosy irery ihany no hamonjy sy hanavotra,
hanangana, hampakatra an-danitra,
dia honina finaritra Mandrakizay mandrakizay. wupx
Mamiratra tononkira.serasera.org jerena re ny lanitra,
ka velombolo ny olombelona
Mampanantena oyeqlus soa sy hasambarana,
hanenika ny tany tsy ankanavaka.
Kanefa toa aloka no ympjsng tazako,
sa misy semban-drahona ?
Samia mitandrina sao voafitaka,
ny ratsy anie ka tsy mba kely làlana.
Moa mbola misy azo hianteherana ?
Fa toa ketraka ny saina izao.
Fa efa ela be no niandrasana,
ny fiposahan'ny masoandro vaovao.
Sakaiza o ! aza manary toky e !
fa tano mafy ny finoana,
sikinona izao ny fahamarinana,
dia mifahara fa handresy ianao.
Filazantsaran'ny fampihavanana,
torio ho herin'izay reraka.
Tsy hisy intsony izay hitanondrika,
hahazo hery ao ampandehanana.
Jesosy irery ihany no hamonjy sy hanavotra,
hanangana, hampakatra an-danitra,
dia honina finaritra Mandrakizay mandrakizay. wupx
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ny Feo MamatonalinaHits : 405
Likes : 0 Like
Created by : H.A.J.
Date : 22/02/2025 19:36
