Izay matoky (Ny Feo Mamatonalina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izay matoky matoky an'i Jehovah
dia tahaka, dia tahaka ny tendrom-bohitr'i Ziona
Izay tsy mihetsika fa hzdk mitoetra mandrakizay
Izay tsy mihetsika fa mitoetra mandrakizay
Tahaka ny tendrom-bohitra
manodidina an'i Jerosalema
No hanodidinan'i Jehovah ny olony
hatramin'izao ka ho mandrakizay
Jehovah, Tompon'ny maro ô!
Sambatra izay olona mahatoky Anao
Fa raha mamaky ny lohasaha Baka izy
Dia ataonao misy loharano izany
Ary ny loha-orana manarom-pitahiana tononkira.serasera.org azy
Miampy hery, niampy jzvgke hery
eny am-pandehanana izy
Samy miseho eo anatrehan'Andriamanitra
eo anatrehan'Andriamanitra
An'ny Ziona, idhpnk an'ny Ziona izy rehetra

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ny Feo MamatonalinaHits : 2364
Likes : 1 Like
Created by : H.A.J.
Date : 13/08/2020 11:59