Ampidiro aloha ny tenimiafina
Izay matoky (Ny Feo Mamatonalina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izay matoky matoky an'i Jehovah
dia tahaka, tononkira.serasera.org dia tahaka ny tendrom-bohitr'i Ziona
Izay tsy mihetsika fa mitoetra mandrakizay
Izay tsy mihetsika fa mitoetra mandrakizay
Tahaka ny tendrom-bohitra
manodidina an'i yasuysaa Jerosalema
No hanodidinan'i Jehovah ny olony
hatramin'izao ka ho mandrakizay
Jehovah, Tompon'ny maro ô!
Sambatra whdpnzh izay olona mahatoky Anao
Fa raha mamaky ny lohasaha Baka izy
Dia ataonao misy loharano izany
Ary ny loha-orana manarom-pitahiana azy
Miampy hery, niampy hery
eny am-pandehanana izy
Samy shxzoz miseho eo anatrehan'Andriamanitra
eo anatrehan'Andriamanitra
An'ny Ziona, an'ny Ziona izy rehetra

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ny Feo MamatonalinaVisites : 2362
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : H.A.J.
Date : 13/08/2020 11:59