DIDY MASINA (Ny ANTSAN'NY FAMONJENA)

https://tononkira.serasera.org/hira/ny-antsanny-famonjena/didy-masina

( hira fanevan' ny ANTSAN' NY FAMONJENA )

Misy didy masina
Baiko tamin' i Jeso
Dia ny hitondra famonjena, ho an'ny olona
Toriteny marina
Sy ny hira mahasoa
No venteso hanakoako, Haleloia

Ka hira no entinay hitaomana
Hitory ny Tsiky dia ampyfitiavan'ny Tsitoha
Koa ventesinao izao
Ny faneva vaovao
Dia ny ANTSAN'NY FAMONJENA
No miantso anao

Mbola misy marobe,
Ny vahoaka tsy nandre,
Ilay antson'ny Mpamonjy, antsom-pitiavana
Izay nitaona olona,
Sy tanora vonona,
Mba hitory famonjena, Haleloia

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Ny ANTSAN'NY FAMONJENA
Mpamaky : 159
Mpakafy : 2 Ankafizo
Nampidirin'i : nyantsanfa
Tamin'ny : 23/12/2019 15:54:14
ID : 12328

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo