Ampidiro aloha ny tenimiafina
Tsara izy e (Ndriana Ramamonjy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mandraisa toerana ianao
Dia hadinoy ny momba anao
Ny tebiteby, ahiahy mba avelao ivelany ao
Velaro ny tananao dia raiso koa ny tanako
Ny hirantsika androany miventy ny firaisam-po
Avia derao Izy e
Fa mampiray Izy e
Ilay Andriamanitra fitiavana, mampifankatia
Tsara izy e ...
Mandraisa toerana ianao
Ny masonao akipio
Santatr'ilay nbne toerana io, izay mbola ho vantaninao
Fonenantsika tononkira.serasera.org ireo, iarahana dham manandra-peo
Mivavaka amin'ny Ray, ho sambatra mandrakizay

Tsara izy ccdpthve e ...

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ndriana RamamonjyVisites : 2088
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Solofomandimby
Date : 23/12/2024 12:24