Tsara izy e (Ndriana Ramamonjy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mandraisa toerana ianao
Dia hadinoy ny momba anao
Ny tebiteby, ahiahy mba avelao ivelany ao
Velaro ny tononkira.serasera.org tananao dia raiso koa ny tanako
Ny hirantsika androany miventy ny firaisam-po
Avia derao Izy e
Fa mampiray Izy e
Ilay Andriamanitra fitiavana, mampifankatia
Tsara izy e ...
Mandraisa toerana ianao
Ny masonao xmxks akipio
Santatr'ilay toerana io, izay mbola ho vantaninao
Fonenantsika ireo, iarahana manandra-peo
Mivavaka amin'ny Ray, ho bcgw sambatra mandrakizay

Velaro ny tananao dia raiso koa ny tanako

Tsara izy amhai e ...

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ndriana RamamonjyVisites : 2285
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Solofomandimby
Date : 23/12/2024 12:24