Sambatra (Ndriana Ramamonjy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sambatra ny olona izay tsy mandeha eo amin’ny fisainan’ny ratsy fanahy
Sambatra ny olona izay tsy mijanona eo amin’ny falehan’ireo mpanota
Sambatra ny olona izay tsy mipetraka eo amin’ny fitoeran’ny mpaniratsira
Fa ny lalan’i Jehovah no sitrany

Sambatra tononkira.serasera.org ny olona izay tsy mijanona eo amin’ny falehan’ireo mpanota

Fa ny lalàn’i Jehovah ihany no saininy andro aman’alina
Tahaka ny hazo rsgwt iray ambolena eo amoron’ny rano izay velona
Izay mamoa amin’ny tena fotoana, ny raviny toa tsy malazo
Ary ny wouoe asany koa lavorary o o

Sambatra ny olona dceotyn izay tsy mipetraka eo amin’ny fitoeran’ny mpaniratsira
Fa ny lalan’i Jehovah no sitrany
Tsy toy izany ny ratsy fanahy izay akofa aelin’ny rivotra
Ny fitsarana sy ny fiangonan’ny marina tsy hay ijanonana
Jehovah no mahalala ny lalana marina
Fa izy no ratsy fonenana ho any amin’ny fahaverezana

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ndriana RamamonjyHits : 5511
Likes : 1 Like
Created by : Fiffi
Date : 21/02/2006 07:58