Ampidiro aloha ny tenimiafina
Sambatra (Ndriana Ramamonjy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sambatra ny olona izay tsy mandeha eo amin’ny fisainan’ny ratsy fanahy
Sambatra ny olona izay tsy mijanona eo amin’ny falehan’ireo mpanota
Sambatra ny olona izay tsy mipetraka eo amin’ny fitoeran’ny mpaniratsira
Fa ny lalan’i Jehovah no sitrany

Fa ny lalàn’i Jehovah ihany no saininy andro aman’alina
Tahaka ny hazo iray ambolena eo amoron’ny rano izay velona
Izay mamoa amin’ny tena fotoana, ny raviny toa tsy malazo
Ary ny asany koa lavorary o o

Sambatra ny olona tononkira.serasera.org izay tsy mijanona eo amin’ny falehan’ireo mpanota
Sambatra ny olona izay tsy fldofs mipetraka eo amin’ny fitoeran’ny mpaniratsira
Fa ny lalan’i Jehovah no sitrany
Tsy toy izany ny ratsy fanahy izay akofa aelin’ny rivotra
Ny fitsarana sy ny fiangonan’ny marina tsy hay ijanonana
Jehovah no mahalala ny lalana marina
Fa izy eqtcy no ratsy fonenana ho any amin’ny fahaverezana

Sambatra ny olona izay tsy mipetraka vmwqhmtb eo amin’ny fitoeran’ny mpaniratsira

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ndriana RamamonjyVisites : 5263
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Fiffi
Date : 21/02/2006 07:58