Ny fahasoavan'Andriamanaitra (Ndriana Ramamonjy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fitiavana tononkira.serasera.org mandrakizay no nitiavany ahy
Izany no aharetan' ny famindram-pony amiko.
Noraisiny aho, nantsoiny koa
Hanao ny asany
Sy hidera ny Anarany
Ouh Ouh ...
Ref: Ny fahasoavan'Andriamanitra no fibrwfpb naha roca toy izao ahy,
Miaraha mankalaza an'i Jehovah amiko
Ary aoka hiaraka liaklqwc hanandratra ny Anarany,
ny Anarany isika!
Raha misy ny mpanota dia izaho no lohany,
Nefa mbola notiavin'Andriamanitra.
Koa mbola hanota ihany ve
Mba hitomboan'ny fahasoavany?
TSIA, sanatria!
Ouh Ouh ...
Ref: Ny fahasoavan'Andriamanitra no naha toy izao ahy,
Miaraha mankalaza an'i Jehovah amiko
Ary aoka hiaraka hanandratra ny Anarany,

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ndriana RamamonjyVangy : 556
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Solofomandimby
Daty : 23/12/2024 12:40