Sambatra aho (Ndriana Ramamonjy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sambatra aho fa manana Anao
Aroko , tokiko , fiarovana ho ahy
Na handao ahy aza tononkira.serasera.org izao rehetra izao
Ampy ahy Ianao lay tsy mba mandao

Na maloko aza ny androko ety
Ny masoandro mbola ery tccayvlb
Mandroaka ny aizina , mampifaly fo , mampihira hoe :
Hidera anao aho Jehovah oo
Sy hankalaza ny anaranao
Sady hiraketan'ny foko Ianao
Ka mamonjy ahy amin-javatra manjo

Sambatra luufe aho fa manana anao
Aroko , tokiko , fialofana ho ahy
Na handao ahy aza izao rehetra izao
Ampy ahy Ianao ilay tsy mba mandao

Jesoa no masoandro
Tonga hanazava , Izy no antony ahavelomako hidera ewqw Azy aho
Na ho sarotra ny diako , Izy ihany no itokiako
Tsy ho sasatra aho mamerimberina hoe :

Sambatra aho fa manana Anao
Ampy ahy Ianao lay tsy mba mandao

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Ndriana Ramamonjy
Hits : 1571
Likes : 0 Like
Created by : TJAM
Date : 28/08/2024 09:53
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0309