Ny Fahasoavan'Andriamanitra (Ndriana Ramamonjy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny Fahasoavan'Atra

Fitiavana mandrakizay no nitiavany ahy
Izany no aharetan'ny famindram-pony amiko.
Noraisiny aho, nantsoiny koa,
Hanao albv ny asany
Sy tononkira.serasera.org hidera ny anarany.

Ho o o, ny fahasoavan'Atra no cdrvvg naha toy izao ahy,
Miaraha mankalaza an'i Jehovah amiko;
Ary ghywn aoka hiaraka hanandratra ny Anarany,
Ny Anarany isika!

Raha misy ny mpanota de izaho no lohany,
Nefa mbola notiavin'Atra!
Koa mbola hanota ihany ve
Mba hitomboan'ny fahasoavany?
Tsia, sanatria!

        
Ndriana Ramamonjy

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Ndriana Ramamonjy
Visites : 6360
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Lemonja
Date : 04/09/2009 06:41
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0361